| Bulgarian |
| has gloss | bul: Аморони Маниа (на френски език: Amoron'i Mania) е един от 22-та региона на Мадагаскар. |
| lexicalization | bul: Аморони Маниа |
| French |
| has gloss | fra: Amoroni Mania est lune des vingt-deux régions de Madagascar. Elle est située dans la province Fianarantsoa au centre de l'île de Madagascar. |
| lexicalization | fra: Amoron'i Mania |
| Italian |
| has gloss | ita: La Regione di Amoron'i Mania è una regione della provincia di Fianarantsoa, nel Madagascar centrale. |
| lexicalization | ita: Regione di Amoron'i Mania |
| Malagasy |
| has gloss | mlg: Ambositra no renivohitry ny Faritra Amoroni Mania. I Mania dia renirano ao avaratrAmbositra, mianga avy any aminny faritrIfisakana ary mampisaraka ny faritaninAmbositra sy Antsirabe dia mivariana any Ambaniandrefana any Tsiribihina. Ifandriana sy Imadiala, Ambatofinandrahana sy Manandriana ary Ambositra izay misy renivohitra no mitambatra ho Faritra Amoroni Mania. Tanàna efa nalaza hatry ny ela kosa ary efa hatraminny andronAndrianampoinimerina i Mahazoarivo (Fandriana), ImerinImady, Ambositra, Manandriana, Mahazoarivo (Manandriana)sy Ambohimitombo sy Itandroka (Ambohimanga-Atsimo izay tsy ao anatinny faritany ankehitriny) samy tanàna foibenny Zafimaniry. Tanàna samy manana ny lazany sy ny tantarany avokoa ireo tanàna ireo sy ny hafa maro koa izay tsy ho voatanisa eto. Ny Betsileoni Manandriana sy ny BetsileonIfisakana ary ny Zafimaniry (Ambinanindrano)no mponina ao amini faritra Amoroni Mania io. |
| lexicalization | mlg: Amoron'i Mania |
| Portuguese |
| has gloss | por: Amoroni Mania é uma região de Madagáscar localizada na província de Fianarantsoa. Sua capital é a cidade de Ambositra. Amoroni Mania faz divisa com as regiões de Vakinankaratra ao norte, Atsinanana a nordeste, Vatovavy Fitovinany a sudeste, Haute Matsiatra no sul, Atsimo-Andrefana no sudoeste e Menabe a oeste. Está dividida em quatro distritos: Ambatofinandrahana, Ambositra, Fandriana e Manandriana. Sua população estimada é de 693.200 em 2004 e sua área é de 16.141 km2. |
| lexicalization | por: Amoron'i mania |